POTIKA TANTERAKA NY TANINDRAZANA
Avelao hifidy an-dRajoelina izay tsy mahita an’izany satria jamban’ny vola maloto. Maloto satria azo tamin’ny lavadavaka no sady volam-bahoaka madio mangatsakatsaka, nisasarany sy namonony tena. Ohatra iray ihany dia ampy hanamarinana an’izany voalaza...