Antson'ny rà.
ANTSON'NY RA Raha sitrako mantsy Nalaiko ny antsy Natrobako teto Narahako sento, Nandraraka rà Nameno ny saha Avy amin’ny sandriko Iveloman’ny taniko. Saingy maro no teo Tsy nahaloha-peo Fa tonga dia vita Tsy nisy nahita! Mitaky izy izao Satria tsy fanao...