Overblog Suivre ce blog
Editer la page Administration Créer mon blog
rov@higa

Le FAT en pleine propagande!

, 06:57am

Samy ho tahian'Andriamanitra isika mianakavy!                                                                                      Vaovao azo avy  any Tuléar : efa ho 03 andro izao no nahatongavan'ny  membre de cabinet  n'Atoa RAMAMONJISOA VIRAPIN min sport HAT  any Tuléar . Hanomana ny fahatongavan'Atoa  R virapin sy  andry rajoelina  any Tuléar ny  zoma 18/12/09  izao saingy tsy tanteraka  izany noho ny antony tsy mazava. Efa tonga any Tuléar amin'izao fotoana izao ny tee shirt misy ny sarinAtoa ANDRY RAJOELINA  ary anaran'Atoa virapin  izay miisa  15.000 isa .Nanaterin'ny mazda iray avy aty Antananarivo,miaraka amin'ny vola be hozaraina mitentina 200.000.000Fmg amin'ny fitsidihana  hataon'andry rajoelina  any Sakarah ny  sabotsy 19/12/09  izao ary ny 23/12/09 aty  Tuléar  ville .Ireo vola sy tee shirt ireo dia  nomen'ny karana ao tsaralalana  atao hoe BARDAY (tompon'ny Tannerie d'Anjeva),ary nanambara izy  fa mbola hanome raha mbola mila fanampiny ny  mpikarakara ny fahatongavan'ny foza any SAKARAHA Ssy TULEAR .Atoa FALY(membre de cabinet n'ataoa virapin min sport HAT ) ny anaran'ny equipe mikarakara ny fahatongavanizy ireo any Tuléar amin'zao fotoana izao .NBhozaraina 75000 fmg sy tee shirt 01 ny olona manotrona ny fahatongavan'izy ireo any SAKARAHA(19/12/09) sy TULEAR (23/12/09).

(Source: info-madagascar)