NY VEHIVAVY ?

Publié le par rovahiga

 

Tatamo endriky ny farihy,

 

tsipelamanga endriky ny tany,

 

rado ravaky ny vozona

 

ary sahondra ravaky ny vato …

 

 

fa,

 

raha tafahoatra an’ireo ?

 

tonga lafatra !

 

rov@higa


Publié dans Réflexions

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article