TOSA-KEVITRA / TRIBUNE LIBRE

Publié le par rovahiga

Ho tohin’ilay TARATASY MISOKATRA HO AN’NY FITSRANA MALAGASY (LETTRE OUVERTE A LA JUSTICE MALAGASY)

 

« Pat » : 

Matahotra  ny vahoaka  hiorakoraka  azy  ny President n,ny dia nanangona olona miisa 150 isaky ny fokontany 192  izany hoe olona miisa eo amin'ny 28.800  eo ho eo   izany hoe  eto Antananarivo renivohitra  ary marihina fa TGV daholo ireo olona ireo ary karamaina vola 300.000 FMG  isan'olona  ary homena akanjo  mitovy sy saina kely  ary ireo olona ireo dia hanemitra ny arabe eny anosy   manomboka eo amin'ny rond point scaure point carre  ka hatreny amin'ny bureau ancien combattant  ary hiorakoraka  sy hioby ny filohany foza mandritra ny fisafoana ny andiatafika  na ny baiko amin'io dia   misy horaka efa nomanina  hatao mba hampisehoana fa maro mpanohana ny lehiben'ny foza ,ny olona ao mahamasian dia efa mandeha be ny fizarambola eny ambany tanana  amizao mba hoa ao mahamasina ary ny eny ambany tanana no homeana  vola hatramin'ny 10000ariary miaraka amin'ny sainampirenena raha mamaonjy ny 26 juin mahamasina natao mba hanamaro isa  ny foza  hidera ny filohan'ny foza ,fay ny zava nisy tent ambohijatovo  tà 29 mars dia nomana  io tetika vaovao io ny foza .Olona voakarama daholo no hanamorona ny  arabe  holalovany ny lehiben'ny foza mandritra ny 26 juin 2010

 

« Jo » :

Misaotra @ vaovao, tsy mahagaga ilay izy fa maharikoriko, i Madagasikara aloha dia nihemotra e na @ fomba fitantanana, na @ fomba fisainana...tsy manana fomba fijery mitily ny ho avy fa ny androany ihany dia samy manisika ampaosy.

Publié dans Commentaires

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article