HETSIKY NY MPITONDRA FIVAVAHANA (HMF): ANTSO

Publié le par rovahiga

HETSIKY NY MPITONDRA FIVAVAHANA
MOUVEMENT DES LEADERS RELIGIEUX

hetsikynympitondrafivavahana@yahoo.fr
Téléphone: 033 09 101 91 – 033 72 019 76

 

 

‘’Raha misy maharesy ny irery aza , ny roa tsy ho leony tsy akory ,ary ny mahazaka teo olana tsy mora tapahina ‘’ (Mpitoriteny 4 : 12)

.

‘’ATAMBARO NY HERY, HANDRESEN’NY FAHAMARINANA’’
NY HETSIKY NY MPITONDRA FIVAVAHANA DIA MANASA NY MALAGASY TIA FAHAMARINANA REHETRA, HIARA-MIVAVAKA HO AN’NY FIRENENA

 

 

Sabotsy 19 Mey 2012
Manomboka amin’ny 1 Ora Atoandro
Sehatra Maitso ,Gradin FJKM Anosivavaka Ambohimanarina

 

 

Ilain’ny Tompo Ianao – Hilazao ny namana !

Publié dans COMMUNIQUE

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article