SERASERA, TENY MALAGASY: NY TODY TSY MISY …(25/05/11)
Photo: maTV.mg Toetra tena mahavariana amin’ny olona milaza sy miantsoantso mihitsy fa tia tanindrazana sy fihavanana ny mahita fa tsy tantaraina, fa tsy manaiky ny hihaona amin’ny lehiben’ny ankolafy telo ingahy Rajoelina. Fa dia inona loatra no hatahorana...