SERASERA, TENY MALAGASY: 16/03/11
HAFATRA AVY AMIN’NY COLLECTIF-GTT http://collectif-gtt.org/ Amin’izao dingana misy ny tolom-bahoaka izao dia tsy afaka mihemotra intsony ny vahoaka. Dingana lehibe amin’ny firosoana hitondrana ny firenena any amin’ny lalana mazava kokoa ny fametrahana...