HO AN’NY KRISTIANINA SY NY VAHOAKA MALAGASY
HAFATRA PENTEKOSTA “Aoka ny fihavanana no hifamatoranareo, dia hazoto mitana ny firaisana avy amin’ny Fanahy Masina ianareo” (Efez.4:3) Mamangy sy miarahaba ny Kristianina sy ny vahoaka Malagasy tsy an-kanavaka ny FFKM amin’izao Pentekosta 2011 izao....