Fanambaran’ny Jeneraly misotro ronono (+traduction)
Antony : Fanambarana Noho ny toe-javatra misy ankehitriny dia tsy mitazam-potsiny izahay jeneraly efa misotro ronono ; koa adidinay ny manao izao fanambarana izao : Voalohany : Hita fa tsy mandeha ny raraham-pirenena, mikororosy fahana ny fiainam-bahoaka,...