Ralitera Andrianandraina 730 andro any am-ponja
Tsy hay hatraiza ny fisainan’ny olona sasany, fa ny azo ambara avy hatrany dia ireny no atao hoe tsy matao-tody ! Tsy maintsy hisy farany izao krizy mavaivay ihainana izao, ary ho eto daholo ihany isika rehetra fa tsy misy Madagasikara hafa hisitrihina...