FANASANA HMF
FANASANA HMF Ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana (HMF) dia miantso anao hiara-hiombom-bavaka ho an’ny firenena : Ny Asabotsy 5 mai ho avy izao ao amin’ny GRADIN ANOSIVAVAKA , Ambohimanarina. Manomboka amin’ny 12 ora ny fanentanana, ary amin’ny 1 ora ny...