Hoan'ny Vahoaka malagasy anaty tebiteby,
Photo: tiatanindrazana.com/ Tamin'ny herinandro lasa dia nanontaniana ny fietsem-poko momba ny fiapangàna tsy mari-pototra izay natao ahy. Hita miharihary toa vay an-kandrina fa mitohy ankehitriny ny fanamparam-pahefàna eo amin'ny sehatry ny fitsaràna...