Quantcast

Présentation

Hain-teny/Ohabolana

                             Booste le trafic de ton blog

 

  

-   Tari-drano an-kilahila, ny very no be noho ny tonga

 

 

 

                     http://www.linternaute.com/0_newsletter/nature/185/images/aigle.jpg

 

 

Tsy satrim-parihy hitera-potaka, fa ao ihany Ra-nanakobana !

 

 

 

 

 

 

 

Wikio

Recherche

TWITTER

Partager

Syndication

  • Flux RSS des articles

Créer un Blog


web counters 

 

Catégories

Calendrier

Mai 2013
L M M J V S D
    1 2 3 4 5
6 7 8 9 10 11 12
13 14 15 16 17 18 19
20 21 22 23 24 25 26
27 28 29 30 31    
<< < > >>

Poème

Vendredi 24 décembre 5 24 /12 /Déc 08:42

Ihanta. Je ne l'ai jamais rencontrée et je doute qu'elle ait jamais entendu parler de moi. Mais j'ai reçu son email au bout de plusieurs transferts. Elle demande de partager et je le fais. Ma voix ne porte pas loin, mais je fais ce que je peux. Tant que je peux. Citoyenne Malgache ------------- […]
Par Ihanta - Publié dans : Poème
Ecrire un commentaire - Voir les 0 commentaires
Mardi 14 décembre 2 14 /12 /Déc 12:49

FETY FOANA, FETY FOANA NEFA NOANA Communiqué par Ihanta Randriamandrato Hifety indray izao ianao, hanakonana ny atao. Moa va mba tsapanareo? izao fahantrana izao? Tsy ny fety no tsy ilaina, fa mbola maro ireo aina, Izay mosarena lava izao, tsena mora no natao. Antsoy daholo ireo mpihira, […]
Par Princeandry - Publié dans : Poème - Communauté : DON-TANDROKA
Ecrire un commentaire - Voir les 0 commentaires
Mardi 27 juillet 2 27 /07 /Juil 18:24

Invictus - du nom d'un poème de William Ernest Henley qui a inspiré Mandela pendant sa captivité Out of the night that covers me, Black as the pit from pole to pole, I thank whatever gods may be For my unconquerable soul. In the fell clutch of circumstance I have not winced nor cried aloud. […]
Par rovahiga - Publié dans : Poème - Communauté : DON-TANDROKA
Ecrire un commentaire - Voir les 0 commentaires
Vendredi 11 juin 5 11 /06 /Juin 10:26

BOBOKA AHO RY TANINDRAZAKO Boboka aho ry tanindrazako Ka avela ianao ho eo Ka izaho sy ny hazakazako Handositra fa efa leo ‘Zato fahorianao Sy ny fijalianao ‘Zay nanjary fahoriako Ary lamba fitafiako. Aiza ve k’izaho irery Sisa no natao hijery Izato endrikao mirava Sy ny hasoanao voarava ? Fa […]
Par rovahiga - Publié dans : Poème - Communauté : DON-TANDROKA
Ecrire un commentaire - Voir les 0 commentaires
Dimanche 30 mai 7 30 /05 /Mai 07:20

Fetin’ny reny Sambatra ireo afaka mioty teny mamy Eo imolotry i Neny, harahin-tambitamby! Ny ahy tadidy sisa, mafàna tsy hay soloina, Tompoiko sy lalaiko, tsy maintsy ho koloina. “Miarahaba sy mirary ny soa indrindra Ho an’ny reny rehetra” rovahiga
Par rovahiga - Publié dans : Poème - Communauté : DON-TANDROKA
Ecrire un commentaire - Voir les 1 commentaires
Dimanche 25 avril 7 25 /04 /Avr 10:51

NOFIKO FA… Mampalahelo loatra ny zava-manjo ny firenena, ka mahatonga ireo tia tanindrazana lasa eritreritra ny amin'ny hoe: ...Tsy hisy intsony Malagasy sahy hianiana amin’ny lainga Ka hivelona amin’ny fitaka sy hivarotra ny marina Fa ny asa natao no bainga Hany afaka hanamarina... ...Kanefa […]
Par Ramamonjisoa Philibert - Publié dans : Poème - Communauté : DON-TANDROKA
Ecrire un commentaire - Voir les 0 commentaires
Dimanche 14 février 7 14 /02 /Fév 08:56

SAINT – VALENTIN LE FONDS DU PLUS GRAND OCEAN LA MONTAGNE ET LA FUREUR DU TORENT SONT PETITS, PETITS, A COTE DE MON AMOUR ? L’AMOUR QUE J’AI POUR TOI …
Par rovahiga - Publié dans : Poème - Communauté : DON-TANDROKA
Ecrire un commentaire - Voir les 0 commentaires
Dimanche 31 janvier 7 31 /01 /Jan 08:14

ANTSON'NY RA Raha sitrako mantsy Nalaiko ny antsy Natrobako teto Narahako sento, Nandraraka rà Nameno ny saha Avy amin’ny sandriko Iveloman’ny taniko. Saingy maro no teo Tsy nahaloha-peo Fa tonga dia vita Tsy nisy nahita! Mitaky izy izao Satria tsy fanao Raha Havana ‘zao No vonoinao. Gasy ihany […]
Par rovahiga - Publié dans : Poème - Communauté : DON-TANDROKA
Ecrire un commentaire - Voir les 2 commentaires

 
Créer un blog gratuit sur over-blog.com - Contact - C.G.U. - Rémunération en droits d'auteur - Signaler un abus - Articles les plus commentés