VAROTRA ZAZA AO ANTSOHIHY !!! (TRAFIC D’ENFANTS A ANTSOHIHY)

Publié le par Gazetyavylavitra

LU POUR VOUS

http://gazetyavylavitra.wordpress.com/2011/05/06/trafic-denfants-varotra-zaza-ao-antsohihy/

 

http://a7.sphotos.ak.fbcdn.net/hphotos-ak-ash1/163249_10150145444332222_422125512221_8290296_6739210_n.jpg

Photo Facebook : illustration

 

resumé en français: les Fokonolona d'Antsohihy tirent la sonnette d'alarme sur le trafic d'enfants effectué par un haut fonctionnaire dans cette région.  Dans cette sale besogne, le monsieur se fait aider par son épouse et une autre femme, selon les dires des Fokonolona. Ces vahoaka demandent aux journalistes de la RADIO ANTSIVA et de L'EXPRESS de faire le necessaire pour tirer tout ça au clair. D'enqueter auprès du Ministere de la population à Antsohihy et auprès des représentants de l'ordre sur place, car ces derniers  sont déjà au courant de l'affaire, parait-il.

 

Naharay hafatra toy izao avy any Antsohihy ny teto amin'ny Gazety_Adaladala. Niniana nosaronana ny anaran'ny andrim-panjakana voatanisa, ny anaran'olona, ary ny toeram-piasany ao an-toerana. Rehefa miseho miandalana eny moa ny mikasika ny fahamarinany na tsia, dia arahantsika araka izay koa ny famoahana ireo andininy notakonana ireo.

Ny fokonolona mihitsy raha ny fahazoana ny lahatsoratra no nanondro solotena hampita ny hafatra sy mangataka ny gazety hanao fanadihadiana. Asa na noheveriny ho mpiara-miasa akaiky amin'ny RADIO ANTSIVA sy ny L'EXPRESS ny ato , na ahoana. Fa na iszany na tsy izany dia raisina an-tanan-droa izay manome vaovao.

 

ITY ILAY HAFATRA:

Tompoko,
Fantatra izao fa voaroiroy amin'ny fivarotana sy fividianana zazakely (trafic des enfants) ny XX mivady ao Antsohihy, Andriamatoa YYYYY sy ny vadiny ao amin'ny ZZZZZZZ D'ANTSOHIHY sy Vehivavy iray mitsikombakomba amin'izy ireo. Azo hamarinina ao amin'ny Ministeran'ny Mponina sy ny Mpitandro ny filaminana aty Antsohihy ny vaovao.
Koa mangataka izahay Fokonolona mba hamarinin'ny Gazety Express io vaovao io ary dia lazaina izay marina rehefa mari-pototra.

Fokonolona Antsohihy.
Angatahinay tsy havoaka ny adiresin'ny mpanome vaovao ho fiarovana ny aina sy ny fianankaviana.

Publié dans Dans le courrier

Pour être informé des derniers articles, inscrivez vous :
Commenter cet article