Overblog Suivre ce blog
Editer l'article Administration Créer mon blog
rov@higa

Tatitra momba ny Zon'olombelona

13 Mai 2011, 17:44pm

Publié par rovahiga

 

Tatitra momba ny Zon'olombelona 2010

http://www.antananarivo.usembassy.gov/political-and-economical/2010-m/car-human-rights-report-mlg.html

Madagasikara, izay ahitana mponina maherin’ny 20 tapitrisa, dia ahitana mpitondra sivily sady tsy voafidy no tsy ara-dalàna izay naka ny fitondrana rehefa nampian’ny tafika tamin’ny fanonganam-panjakana nitranga ny volana Martsa 2009. Nosaloran’i Andry Nirina Rajoelina ny anarana hoe Filohan’ny Tetezamita, izy no nitarika ilay vondrona mpanao politika samihafa tao amin’ny antoko mpanohitra teo aloha, ary mikasa hitana izany toerana izany izy mandra-pahavitan’izay fifidianana hisy eo.

Hatramin’ny nitrangan’ilay fanonganam-panjakana dia nialokaloka any ...  (Voir le lien)


Tatitra momba ny Zon'olombelona
par rovahiga

Commenter cet article