Overblog Suivre ce blog
Editer l'article Administration Créer mon blog
rov@higa

SOUTIEN DE LA DIASPORA A LA CANDIDATURE DE M. MANANDAFY COMME PM

24 Octobre 2011, 10:13am

Publié par Diaspora

http://www.matv.mg/wp-content/uploads/2011/03/624.jpg

 

Objet: Soutien de la diaspora à la candidature de M. Manandafy comme PM

 

Cher  Manandafy,

 

Par ce billet, nous, résidents en Europe, citoyens malgaches que tu as éduqués dans les valeurs de l'indépendance et de la démocratie pour le progrès de notre patrie, au-delà de nos différences, apportons notre soutien à ta candidature au poste du Premier ministre qui va diriger le gouvernement de transition vers la démocratie. En ce moment crucial de notre histoire, la nation a plus que jamais besoin du zokibe, de l'homme politique qui est et qui était de tous les combats de notre Peuple pour l'indépendance ainsi que pour la liberté d'expression, la démocratie et le progrès et contre tout abus de pouvoir. Nous sommes persuadés que tu es l'homme d'expérience qui mènera à bien cette transition dans la paix avec l'esprit consensuel et inclusif que cela requiert.

 

Ry zokibe Manandafy,

Izahay zandry, olom-pirenena, monina aty Erôpa, ao anatin'ny firehana samihafa, izahay nobeazinao amin'ny fanoavana ny fahaleovantena sy ny demokrasia ho amin'ny fandrosoan'ny tanindrazantsika, dia mitondra entoana ny fankatoavana sy ny fanoananay ny hanendrena anao ho Praiminisitra hitantana ny governementa tetezamita ho amin'ny demokrasia. Mitaky ny fahendrena sy ny fahamailona entin'ny maha zokibe anao amin'ny fanaovana politika  izao fotoan-dehibe eo amin'ny tantaran'ny firenena malagasy izao. Ianao no mpitari-tolona nanentana ny tolom-bahoaka niatrika ny fanjakana saribakolin'ny mpanjanan-tany ary koa ny tolona rehetra natao teto an-tanindrazana andravana ny jadona sy ny fanaparam-pahefana. Ny toky fitaka fa ny atao no hita, araka ny traikefa dia ianao no mpanao politika fantatray sy atokisanay fa hany afaka hitondra ny firenena malagasy ho amin'ny fandrosoana sy ny tena demokrasia matotra ao anatin'ny fandriampahalemana sy ny fifanajana ary ny tsy fanaovana ankilabao na iza na iza mikatsaka ny demokrasia eto.

 

Nahoaniko Paul

Andriamanivohasina Rakotomalala

Rasoloniaina Brigitte

Ralay Andriniva Soafialy

Douguet Vahinala Raharinirina

Rabeony Benja 

Randrianirina Herihajaina

Randriamparany Thimotée

Samuel Jocelyn

Raharinirina Zinaha 

Razafindrabe Marcellin

Randriamoramanana Olivier

Mahavoatse Gilbert

 

 

 

Commenter cet article