Overblog Suivre ce blog
Editer l'article Administration Créer mon blog
rov@higa

SERASERA, TENY MALAGASY: 05/02/11

5 Février 2011, 23:03pm

Publié par rovahiga

Taorian’ilay ampamoaka

http://www.gazetiko.mg/gazetiko/index.php?option=com_content&task=view&id=14417

Mety ho samborina ny Profesora Zafy Albert?

Fandehan-javatra maro no efa nataon’ny “Prof” ka nahafahana nisambotra azy. Tsy mbola nisy anefa izany hatramin’izao. Ny antony?

 Niteraka resa-be ilay hetsika nataon’ny Profesora Zafy Albert tetsy amin’ny hotel Carlton afakomaly. Ambetin-dresak’olona teny an-tsena sy an-dalambe rehetra teny ilay ampamoaka momba ny raharaha “alatsinainy mainty” tamin’ny 26 janoary 2009 sy ny raharaha fitifirana tamin’ny 7 febroary 2009 ary … (Suivre le lien)

 

Tsy mazava e !

http://www.basyvava.com/

Asa raha toa ka efa mahalala sy mahazo ny tena tian’ilay sori-dalana natolotry ny Dr Simao Leonardo, iraky ny Sadc, avokoa ny Malagasy amin’izao fotoana izao. Sori-dalana eritreretiny hitondrana ny … (Suivre le lien)

 

ANKOLAFY RAVALOMANANA: Mitaky Pm iraisana

http://www.taratramada.com/spip.php?rubrique7#

Ho an’ny ankolafy Ravalomanana, mety amin’izy ireo ny fanitsiana nataon’ny Dr Simao tamin’ilay tolokevitra ho famahana ny krizy. Na izany aza, nitondra ny heviny izy ireo momba ireo Andrimpanjakana. « Tokony ho Praiminisitra miainga amin’ny marimaritra iraisana no … (Suivre le lien)

 

PR RADANOARA JULIEN : "Miankina amintsika Malagasy ny zava-drehetra"

http://www.taratramada.com/spip.php?rubrique7#

"Miankina amintsika Malagasy ny zava-drehetra : rehefa manaiky iny sori-dalana naroson’ny Sadc iny ny Malagasy tao anatin’ireny fifanolanana ireny dia arahaba soa, arahaba tsara ; tsy manaiky izy ireo fa mbola tokony hisy ny fanamboarana dia (Suivre le lien)

 

LEHIBEN’NY GOVERNEMANTA: Hanolotra Praiminisitra ny fianakaviambe iraisam-pirenena

http://www.taratramada.com/spip.php?rubrique7#

Toy ny efa fahita aty Afrika, miditra an-tsehatra hatrany ny fianakaviambe iraisam-pirenena. Mety tsy ho afa-bela amin’izany i Madagasikara. Araka ny tsilian-tsofina, hanolotra sy hanendry Praiminisitra ny eo anivon’ny fianakaviambe iraisam-pirenena.

Anisan’ny anarana mandehandeha any amin’ny fianakaviambe iraisam-pirenena ho Praiminisitry ny governemantan’ny firaisam-pirenena i Zazah Ramandimbiarison. Efa Praiminisitra lefitra tamin’ny … (Suivre le lien)

 

LALAM-PIRENENA FAHA-5 : “Bois de rose” roa kaontenera indray no sarona

http://www.taratramada.com/spip.php?article7136

Notazonin’ny Emmo/Reg avy hatrany ny kamiao nitondra kaontenera roa nitondra “bois de rose”, tany Ampilaolava Rn5. Saika haondrana any Sina ireo izao tratra izao. Teo am-piomanana ny hampiditra ireo kaontenera tao amin’ny seranan-tsambo mihitsy no tratra ireo fiarabe.

Saron’ny Emmo/Reg tao amin’ny fokontany Ampilaolava, any amin’ny … (Suivre le lien)

 

rov@higa

Commenter cet article