Overblog Suivre ce blog
Editer l'article Administration Créer mon blog
rov@higa

Ny “tena” Vehivavy ?

8 Mars 2012, 09:54am

Publié par rovahiga

http://malagasymiray.net/uploads/2007/07/malagasy.jpg

Photo empruntée à malagasymiray.net

 

 

Saha iravoan’ny fanahy, iankinan’ny tany aman-danitra.

 

 

(rov@higa 08/03/12)

Commenter cet article

badokely 08/03/2012 18:51


Maharavo ny
mamaky an'ilay hoe "Saha iravoan’ny fanahy, iankinan’ny tany aman-danitra", ary heveriko fa mendrika kokoa noho ny hoe  "sahondra ravaky ny lalana" sy ny mitovy aminy !


Dia misaotra anao niverina indray eto anivon'ny tranon-kala


Mirary soa


 


 

rovahiga 09/03/2012 09:28



Misaotra indrindra nanamarika, ary faly tamin'ny petra-kevitra narosonao teto. Mankasitraka sy mirary  soa.