Overblog Suivre ce blog
Editer l'article Administration Créer mon blog
rov@higa

Fiarahana amin'ny Malagasy any Madagasikara (Communiqué)

18 Février 2011, 18:17pm

Publié par GTT International

Fiarahana amin'ny Malagasy any Madagasikara amin'ny fiverenan'ny Filoha RAVALOMANANA any an-Tanindrazana

http://2.bp.blogspot.com/-h0tyroHQcU0/TV24_2M3GeI/AAAAAAAAAyM/dhsi0cKjloY/s400/SEVRAN6.png

Ho antsika aty Dilambato :

· Alim-bavaka ny Zoma 18 febroary 2011 ao amin’ny :

Eglise Evangélique

79, route d’Aulnay

93 270 SEVRAN

Manomboka amin’ny 11ora alina

· Fihaonana ny Asabotsy marainahatramin’ny 2 ora folak’andro

Tongava maro fa andro lehibe ho an’ny Firenena izao

Commenter cet article