Overblog Suivre ce blog
Editer l'article Administration Créer mon blog
rov@higa

FANASANA HMF

3 Mai 2012, 11:58am

Publié par HMF

http://mydago.com/wp-content/uploads/2011/02/HMF-Antsahamanitra-26-Fev-11-3.jpg

 

 

FANASANA HMF

 

Ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana (HMF)  dia miantso anao  hiara-hiombom-bavaka ho an’ny firenena : 

Ny Asabotsy  5 mai ho avy izao ao amin’ny GRADIN  ANOSIVAVAKA , Ambohimanarina.  

Manomboka amin’ny 12 ora ny fanentanana, ary amin’ny 1 ora ny fotoam-pivavahana.

“Mitoria, ka avia, ary miaraha manatona, …Eny, aoka hiara-misaina… fa ao amin’i Jehovah ihany no misy fahamarinana be sy hery” ( Isaia 45 : 20a , 21b, 24a).

Tongava maro.  Ento ny namana.  Ilain’ny firenena ianao.

 

NY  FAHAMARINANA MANANDRATRA NY FIRENENA.

Commenter cet article