Overblog Suivre ce blog
Editer l'article Administration Créer mon blog
rov@higa

FANAPAHAN-KEVITRA: FIVORIAMBEN'NY SECES

30 Mars 2011, 22:04pm

Publié par SECES

FANAPAHAN-KEVITRA TAO AMIN'NY FIVORIAMBEN'NY SECES SAMPANA ANTANANARIVO

 

http://images.google.com/images?q=tbn:ANd9GcQ8u2DlpCHV3bFBgaqQpP7cl5KZ-DOk5JtFtL5NPa9Bvk3gUQ:profile.ak.fbcdn.net/hprofile-ak-snc4/41571_10852928765_1329069_n.jpg

 

Faculté des Lettres et Sciences humaines, Amphi 24

 

 

Alarobia, 30 martsa 2011

 

Nahatanteraka an-tsakany sy andavany ny votoatin'ny fifanarahana teo amin'ny Fanjakana sy ny SECESny Mpampianatra mpikaroka manerana ny Oniversite enina.

 

Ny mampalahelo anefa dia tsy nanaja ary tsy nanatanteraka nyandraikitra tandrify azy tao anatin'io fifananarahana vita Sonia tamin'ny 11 janoary 20 11 io ny FANJAKANA MAHEFA.

 

Vokatr'izany, ny Fivoriamben'ny SECES Sampana Antananarivo natao ny 30 martsa 2011 dia nanapaka fa:

 

TSY HANOMBOKA NY TAOM-PIANARANA 2010-2011 RAHA TSY MAHATANTERAKA NY FIFANARAHANA NIFANAOVAN'NY ROA TONTA NY FANJAKANA.

 

Dr. Raharimalala Fidèle


Commenter cet article