“Tsy maintsy mivoaka ireo gadra politika”.
52 andro izay no nitazomana an-trano maizina ireo mpanao gazety tao amin'ny Radio FAHAZAVANA raha tsy ilaza afa tsy ireo, raha misy marina ny Demokrasia na ny finiavana ny hisiany dia ireo gadra politika rehetra tokoa no voalohany tokony hafahana, hanamarinana...