MIHETSIKA AMIN'IZAY !!!
Efa tena ela no niantsoanay fihetsika hanaovana fahirano an'ireto tsy mataho-tody ireto. Tonga tokoa izao ny fotoana, ka tsy misy tokony andany andro hifampanontany intsony, fa tonga dia ASA! Hetsika tsotra tsy misy tokony hanahirana antsika no hatao...